|
|
|
|

Entrée1  ifandrombahana
Partie du discours  2  verbe relatif
Radical  3  rombaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  [1.232] alika mierona mitofezaka no ifandrombahana an'ezakezaka!
8  [2.895] Ny raozy ifandrombahana no iriko kosa ho eo an-tanako fa efa ela no nanorokorohan'ialahy azy.
9  [2.503] Hatramin'izay, raha vao tsy manan-katao ny ankizy ao an-trano, dia ifandrombahana ny manao fanorona.

Mis à jour le 2025/07/29