Entrée ifanaovana (tao)
Partie du discours verbe relatif
Morphologie 
ifanaovana
ifanaovako
ifanaovanao
ifanaovany
ifanaovantsika
ifanaovanay
ifanaovanareo
ifanaovan'
ifanaovan-
ifanaovam-
ifanaova-
nifanaovana
nifanaovako
nifanaovanao
nifanaovany
nifanaovantsika
nifanaovanay
nifanaovanareo
nifanaovan'
nifanaovan-
nifanaovam-
nifanaova-
hifanaovana
hifanaovako
hifanaovanao
hifanaovany
hifanaovantsika
hifanaovanay
hifanaovanareo
hifanaovan'
hifanaovan-
hifanaovam-
hifanaova-
Exemples Ny fiheverako azy, ny marina dia tsy niomana ny hanaiky velively izy mivady, fa ny orok' i Vola sy ny resaka fohy nifanaovana taminy teo iny no ohatra ny nampiditra azy am-bovo, ka tsy nahafahany nihemotra intsony. [Andraina: I Vola, page 29]
Citations 

2014/10/20