| Entrée | 1 iangarana |
| Radical | 2 angatra |
| Partie du discours | 3 verbe relatif |
| Explications en malgache |
4 Itanilana ka omena tombony mihoatra noho ny hafa tsy araka ny rariny: Tsy tokony hisy hiangarana ny olom-pehezina fa izay asa vitany ihany no hamerana ny tombontsoa homena azy
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be discriminated against
[1.7] |
| Explications en français |
6 qui est victime de discrimination,
7 contre qui on fait des partialités [1.8] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 12 iangaran' ny vintana |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|