Entrée ialohana (aloha)
Partie du discours verbe relatif
Explications en malgache Misy... eo aloha: Atao milaza ny ho avy mandrakariva ny matoanteny ialohan' ny "tokony [1.1]
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français  [1.3]
Exemples Ny ray aman-dreny sy ny zoky tsy azo ialohana na miteny na mandeha, na misotro rano. [2.285]
Morphologie 
Présent : ialohana, ialohako, ialohanao, ialohany, ialohantsika, ialohanay, ialohanareo, ialohan', ialohan-, ialoham-, ialoha-
Passé : nialohana, nialohako, nialohanao, nialohany, nialohantsika, nialohanay, nialohanareo, nialohan', nialohan-, nialoham-, nialoha-
Futur : hialohana, hialohako, hialohanao, hialohany, hialohantsika, hialohanay, hialohanareo, hialohan', hialohan-, hialoham-, hialoha-
Impératif : ialohay, ialohao

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20