| Entrée | 1 hozongozonina |
| Radical | 2 hozongozona |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Hetsehina mafy ary imbetsaka: Nohozongozonin' ny ankizy ny hazo ka raraka ny voankazo.
5 Hontsonina, ketrahina: Tsy azon' inona na inona hozongozonina ny finoany. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be shaken.
[1.7] |
| Explications en français |
7 qu'on secoue, qu'on ébranle.
[1.8] |
| Exemples |
8 Irony vato, irony vato, irony vato ery Andrangavo : hozongozonina vao mihamafy, pararetina vao mihafatratra;
[2.857#]
9 Eto amin' izao, tsy misy iolahana intsony, no hamosahan' ny Filôzôfia malagasy ny vatolampy tsy azo hozongozonina niorenan' ny finoany. [2.296#] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|