|
|
|
|

Entrée (1/3)1  hotohoto
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  hoto
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  12  [1.1] Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hotohoto ny akanjokelin-janako
Rovidrovitra, voarotika: Hotohoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono
Exemples  13  [2.5#99] Trano fito amin' ny folo no indray hotohoto niaraka tamin' ny an-dry Zaka iny alina iny, saingy ny sisa afa-namonjy ny hareny.
Synonymes  14  hoto

Entrée (2/3)15  hotohoto
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  [1.78] [Bara] korontana amin'ny tany sy fanjakana

Entrée (3/3)18  hôtohôto
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20  [1.78] [Betsimisaraka] poti-drofia madinika sisan'ny natohin'ny mpanenona

Anagrammes  21  hôtohôto, hotohoto

Mis à jour le 2025/08/20