Entrée hota
Partie du discours nom
Définition malgache Hanina notsakoina ka aloa; hanina voatsakon' ny reny ka omeny ny zanany: Tsy tsara ny manome hota ny zaza [Rajemisa 1985]
Définition anglaise anything chewed [Hallanger 1973]
Définition française bouchée de nourriture qu'on mâche [Hallanger 1974]
Dérivations 
Analogues  manapa-kota

Entrée hota
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanala] fomba fitsako zavatra efa avy notsakoina ka aloa ndray fa tsy atelina [Rakotosaona 1972]

2009/09/01