|
|
|
|

Entrée (1/2)1 hosorana
Radical  2hosotra
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Lalorina na tavonana menaka/loko/vernia/fotaka/savony: Ity angaha tsy mba nohosoran-dreniny menaka? / Hosory vernia ny fanakao fa hangilohilo / Tsy manaiky aho fa nohosorany fotaka ny lambako / Hosory savony tsara ny lamba
Hamasinina, apetraka sy atokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Nohosoran' i Papa Ray masina ho Eveka izy [1.1]
Explications en anglais  5 to have something smeared or painted on it [1.7]
Explications en français  6 qu'on peint ou enduit de quelque chose [1.8]
Exemples  7 Ho hosorana loko mba hateza satria raha tsy izany dia ho lo vetivety toy ny teo aloha. [2.332#]
8 tapa-kazo izay hosorana tseroka na tantely, ary ravahana vakana sy ampitafiana lamba jaky; [2.588#]
Morphologie 
9 Présent :
10 Passé :
11 Futur :
12 Impératif :
Proverbes  13 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)14 hosorana
Partie du discours  15 nom
Explications en français  16 Nom général des onguents, pommades, produits avec lesquels on frictionne [1.196]
Vocabulaire  17 Botanique

Mis à jour le 2025/11/02