Entrée | 1 hosokosoka |
Radical | 2 hosoka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja. |
Explications en anglais |
5 [1.7] fraud, falsification |
Explications en français |
6 [1.3#271, 1.8] supercherie 7 [1.3#271] falsification, altération, apparence fausse et trompeuse, comme celle de la fausse monnaie 8 [1.8] fraude |
Exemples |
9 Fa nanomboka teo amin' ny varimitsangana kosa, dia ny marina tsy nisy hosokosoka no nambarako. [2.4#] |
Synonymes | 10 hosoka |
Mis à jour le 2023/07/01 |