Entrée hoso-dratsy (hosotra, ratsy)
Partie du discours locution
Allégation Mot ou locution vu dans: endrikendrika
Exemples 
1Mafy loatra izay hoso-dratsy nataony ahy izay (Il m'a abominablement calomnié) [Abinal 1888]
2Hita amin' izany boky izany ny hoso-dratsy nataon' ny Grika tamin' ny fivavahana jiosy [Randzavola: Baiboly, page 541]

Mis à jour le 2020/07/31