Entrée hosena (hosy)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Hitsahina amin' ny tongotra: Aza hosena itỳ lambako
¶ Atao tsinontsinona, zimbazimbaina: Nohoseny ny hajan' ny tokantranony tamin' ny fitondran-tena ratsy nataony
¶ Vakivakina (enti-milaza ny baingan' ny tanimbary vakina mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hanetsana ny vary): Hosen' ny olona ny tanimbary alohan' ny hanetsana
¶ Baboina: Nohosen' ny fanjakana ny hareny fa namadika tanindrazana izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be trampled as ricefield; to be confiscated [Hallanger 1973]
Définition française qu'on piétine; qu'on confisque [Hallanger 1974]
Morphologie 
hosena
hoseko
hosenao
hoseny
hosentsika
hosenay
hosenareo
hosen'
hosen-
hosem-
hose-
nohosena
nohoseko
nohosenao
nohoseny
nohosentsika
nohosenay
nohosenareo
nohosen'
nohosen-
nohosem-
nohose-
hohosena
hohoseko
hohosenao
hohoseny
hohosentsika
hohosenay
hohosenareo
hohosen'
hohosen-
hohosem-
hohose-
hoseo

2010/10/07