| Entrée | 1 hosena |
| Radical | 2hosy |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4Hitsahina amin' ny tongotra: Aza hosena itỳ lambako.
5Atao tsinontsinona, zimbazimbaina: Nohoseny ny hajan' ny tokantranony tamin' ny fitondran-tena ratsy nataony. 6Vakivakina (enti-milaza ny baingan' ny tanimbary vakina mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hanetsana ny vary): Hosen' ny olona ny tanimbary alohan' ny hanetsana. 7Baboina: Nohosen' ny fanjakana ny hareny fa namadika tanindrazana izy. [1.1] |
| Explications en anglais |
8to be trampled as ricefield; to be confiscated.
[1.7] |
| Explications en français |
9qu'on piétine; qu'on confisque.
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 14 hosena, 15 Sehona |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|