| Entrée | 1 hono |
| Partie du discours | 2 participe |
| Explications en malgache |
3 Teny atao eny afovoan' ny teny lazaina na mamarana azy ka enti-milaza fa mpamerina fotsiny izay voalaza ny tena ary tsy tompon' antoka amin' ny fahamarinany: Manavy, hono, Rakoto, ka tsy tonga niasa.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 they say.
[1.7] |
| Explications en français |
5 on dit.
[1.3, 1.8] 6 dit-on. [1.3] |
| Exemples |
7 Iza avy, hono, no mba ory?
[2.285]
8 dia gaga, hono, izy roa vavy. [2.293] 9 Avy any Arabia, hono, ny fiaviany. [2.117] 10 Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina. [2.499] |
| Dérivés |
|
| Anagrammes | 15 hono, 16 noho, no ho |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|