Entrée | honikonina | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Fahasahirankiranana amin'izay atao, amin'ny fiomanana an' izay hatao, amin'ny famonjena zavatra maro indray atao, amin'ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan'ny olona [1.1] | |||
Dérivés |
| |||
| ||||
Mis à jour le 2020/07/31 |