Entrée (1/2) | 1 honahona |
Radical | 2 hona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fotaka malemy sy mandrevo ary lalina. [1.1] |
Explications en anglais |
5 a swamp [1.7] |
Explications en français |
6 marécage [1.8, 1.13] 7 fondrière, terrain très bourbeux où l'on enfonce facilement [1.196] |
Exemples |
8 ary ny nivarina nankamin' ny heniheny, nilentika velonà tany anaty honahona.
[2.588#]
9 Ny mitsinjo honahona sy ny vohitra koa dia ratsy fa sintonan' ny hona ary saro-mahita masoandro. [1.381#] |
Dérivés |
|
Vocabulaire | 11 Géographie: (en général) |
Synonymes | 12 hona |
Analogues | 13 heniheny, horaka, zetra |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot honahona |
Entrée (2/2) | 15 honahona |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en français |
17 Nom de végétaux croissant dans de tels endroits et notamment : Paropsia madagascariensis (Mast.) H.Perrier (Passifloraceae) [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulaire | 18 Botanique |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 19 hanohano, 20 honahona |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |