|
|
|
|

Entrée1  homboana
Radical  2 hombo
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Araikitra amin' ny hombo, tsimatra: Homboy ny hidin-trano.
5 Fantsihana: Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy.
6 Asiana, alentika: Nohomboana tamin' ny teniny Ikotofatsora. [1.1]
Explications en anglais  7 to be nailed to something. [1.7]
Explications en français  8 qu'on attache avec des clous. [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Anagrammes  13 homboana, 14 manoboha

Mis à jour le 2025/09/12