| Entrée | 1 holandey | 
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Ny mponina tompon-tany ahy amin' ny tanin' i Holandy: Mipetraka amin' ny tany ambanin' ny haavon' ny ranomasina ny Holandey Momba an' i Holandy na an' i Holandy na avy any Holandy: Sarotra ny mandresy ny ekipa holandey amin' ny baolina kitra [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   Dutchman, Dutchwoman Dutch [3.1] | 
| Explications en français | 5   hollandais, hollandaise [3.1] | 
| Vocabulaire | 6 Géographie: pays, peuples | 
| Analogues | 7 holandy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |