|
|
|
|

Entrée1  hitrikitrihana
Radical  2  hitrikitrika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Enti-milaza olona na zavatra tsatohana na trobahana zava-maranitra: Nohitrikitrihan' i Dadany lefona ny mpangalatra
5  Lerana totohondry: Nohitrikitrihany ny totohondry aho
6  Asiana teny mafy: Nohitrikitrihiny teny mafy aho ka gina foana tao [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Synonymes  11  hitrikitrihina

Anagrammes  12  hanitrikitriha, hitrikitrihana

Mis à jour le 2023/01/05