|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hirihiriny
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Tana izy tsy misy fangarony; izy tsy mbola nisy fanampiny hafa: Raha vao mahita Malagasy mahay mandanjalanja sy tia fihavanana aho, dia hoy aho hoe "Izany ka mbola Malagasy hirihiriny. [1.1]
Explications en anglais  4 genuine, unadulterated, pure. [1.7]
Explications en français  5 vrai, tout à fait cela. [1.8]

Entrée (2/2)6  hirihiriny
Radical  7 hirihiry
Partie du discours  8  nom hirihiry et pronom

Mis à jour le 2025/11/11