Entrée (1/3) | 1 hirana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana Hirika na loaka idiran' ny fahazavana Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. |
Explications en anglais |
4 [1.7] a glimmer of light |
Explications en français |
5 [1.8] rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté |
Dérivés |
|
Synonymes | 9 hirangirana |
Phytonymes |
|
Entrée (2/3) | 11 hiraña |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en malgache |
13 [1.78] [Tanala]
karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be. |
Vocabulaire |
14 Botanique: fruit |
Entrée (3/3) | 15 hirana |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 [1.78] [Bara]
anaran-gidro |
Synonymes | 18 hira |
Tableaux et planches |
19 Les Lémuriens |
Anagrammes | 20 arahin, hanari, hanary, hanira, harain, harani, harany, harian, harina, hiaran, hiraña, hirana, iharan, nahary, nahira, narahi, nihara, rahani, rahany, rahina, rihana |
Mis à jour le 2020/07/31 |