Entrée | 1 hira masina |
Mots élémentaires | 2 hira, 3 masina |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 ilazana ny hira atao ho fiderana an' Andriamanitra, ka any antrano fivavahana indrindra no fanaovana azy [1.1] |
Exemples |
6 na antsa sy rary, hiramasina, fanononana tonom-bavaka iantsoana ny Zanahary sy ny razana ary ny tany masina.
[2.508#]
|
Synonymes | 7 hiram-piangonana |
Anagrammes | 8 hira masina, 9 misahirana, misahiràna |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |