|
|
|
|

Entrée1  hidiana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  hidy
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] (varavarana) Asiana hidiny, izany hoe tanana amin' ny batana amin' ny alalan' ny fanalahidy na karetsaka, mba tsy ho afaka hivoha: Efa nohidianao ve ny varavarankely any an-tany?
(zavatra) Atao ao anaty toerana mihidy: Nohidiany tao anaty vata ny firavany
Explications en anglais  9  [1.7] to be closed, to be locked
Explications en français  10  [1.8] qu'on ferme à clé ou avec une barre

Anagrammes  11  ahadiny, dahinay, hadiany, hadinay, haidina, hanidia, hiadian, hiadina, hidiana, idaniha, idinaha, ihadian, nihadia

Mis à jour le 2025/07/29