|
|
|
|

Entrée (1/3)1  hetrina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Lempona, iva; be dia be, sesehena. [1.1]
Dérivés 
Adjectifs :

Entrée (2/3)5  hetrina
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7 Farihy na dobo taloha fa efa salira ritranefa tsy ialan-drano foana.. [1.1]
Explications en français  8 marais, marécage. [1.13]
9 Nom des tourbières et, par extension, de leur végétation, notamment certaines cyperaceae et les Sphaignes, Sphagnum sp.. C'est l'habitat d'élection du drosera malgache : Drosera ramentacea Burchell (Droseraceae). Voir mahatanando.. [Merina] [1.196]
Exemples  10  hetrina lehibe, anarany Betsimizara [2.59#]
11  Tanimbary tsoatokana ny hetrina rehetra manodidina ny farihy Alaotra, ny tanety sy havoana amin' ny faritra sisa mampety voly tanety na inona izany na inona, ny zehitra amoron-drano dia tahirin-tanimbary miandry fotoanany fotsiny. [2.472#]
Vocabulaire  12  Géographie: (en général)
Analogues  13  heniheny, 14  hotsaka

Entrée (3/3)15  hetrina
Partie du discours  16  nom
Vocabulaire  17  Botanique

Anagrammes  18 hatreny, 19 hetrina

Mis à jour le 2025/10/31