|
|
|
|

Entrée1  hentitra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Tapaka tsy misy romoromo mitazona azy intsony; enti-milaza teny hanambarana fahatapahan-kevitra tsy miova intsony: Tapaho ataovy hentitra tsara ny resaka [1.1]
Explications en anglais  4  sharply cut off; definite, clear. [1.7]
Explications en français  5  Coupé, rompu net [1.3]
6  rompu net; nettement décidé ou exprimé . [1.8]
Exemples  7  hoy aho hentitra dia hentitra. [2.4]
8  Tsy nisy valin-teny hentitra avy taminy. [2.356]
9  Nony voa hentitra dia alefa ilay basy ray vava. [2.48]
10  Raha tsy misy fepetra hentitra dia hitatra hatrany ity fanimbana ala ity. [2.445]
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Mots composés 

Anagrammes  20  ahentitr, hentitra

Mis à jour le 2023/08/21