Entrée henatra
Partie du discours nom
Définition malgache Tahotra ny fahaverezan-kaja sy voninahitra: Henatr' olona re izany! Tsy sahy mitraka mihitsy izy rehefa mamakivaky eo afovoan' ny olona
¶ Fahatsiarova na ny tena ho ambany, noho ny toetra ratsy ananana na asa ratsy tsy mendrika natao: Safotry ny henatra ny anao lahy fa tratran' ny fokonolona nangalatra teo an-tsena
¶ Fahafaham-baraka: Henatra ho an' ny fianakaviana ny zaza tahaka ireny
¶ Fanajana be loatra amin' ny olona iray ka mahatonga ny tena tsy ho sahisahy aminy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise shame, disgrace [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 shamefacedness, bashfulness [Richardson 1885]
Définition française honte; humiliation [Hallanger 1974]
 [ heñatra ] [Sakalava-Mayotte] honte [Andilidine: Lexique (takila H)]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2020/04/16