Entrée | hemoroida | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Aretina atao koa hoe "mivoaka tsinaim-body", avy amin' ny fivontosan' ny vena amin' ny tapany farany amin' ny tsinay ka manomboka amin' ny hidihidy, na ao anaty na eo ivelany, ary misy ra mandeha; kitso [1.1] | |
Vocabulaire | Santé | |
Origine | Français: hémorroïde. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |