|
|
|
|

Entrée1  hematôzôera
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran' ny olona voakaikitry ny moka atao hoe anofela, ka mararin' ny tazo, mafana sy mangovitra izay voany. [1.1]
4 katsentsitra mivelona ao amin'ny liomenan'ny olombelona ka miteraka tazo. [1.13]
Explications en français  5 hématozoaire. [1.13]
Vocabulaire  6  Biologie

Mis à jour le 2025/09/12