|
|
|
|

Entrée (1/2)1  helo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Tanala] mivezika
4  [1.1] Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha.
Explications en anglais  5  [1.2] hovering, wavering, as something above a window. See helana, hero-hero.
Synonymes  6  helohelo
Mots composés 

Entrée (2/2)8  helo
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.1] Toerana any amin' ny fiainan-tsy hita inoan' ny mpivavaka kristianina ho fitoeran' ireo ratsy fanahy teto an-tany ka ijaliany amin' ny tsy fahitany an' Andriamanitra; afobe
Explications en anglais  11  [1.2, 1.7] hell
Explications en français  12  [1.8] l'enfer
Vocabulaire  13  Religions, Croyances
Article  14  Randzavola: helo ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2022/07/30