|
|
|
|

Entrée (1/2)1  helo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 mivezika. [Tanala] [1.78]
4 Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha.. [1.1]
Explications en anglais  5 hovering, wavering, as something above a window. See helana, herohero. [1.2]
Synonymes  6 helohelo
Tous les mots composés  7 ombiasa-helo

Entrée (2/2)8  helo
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10 Toerana any amin' ny fiainan-tsy hita inoan' ny mpivavaka kristianina ho fitoeran' ireo ratsy fanahy teto an-tany ka ijaliany amin' ny tsy fahitany an' Andriamanitra; afobe. [1.1]
Explications en anglais  11 hell. [1.2, 1.7]
Explications en français  12 l'enfer. [1.8]
Vocabulaire  13  Religion et Liturgie
Article  14 Randzavola: helo ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/09