|
|
|
|

Entrée1  hefaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Tambahoaka] sampana
4  [1.13] faritra misampantsampana ivarinan'ny renirano amin'ny ranomasina na farihy ary iangonan'ny fotaka entin'ny rano
Explications en français  5  [1.13] delta
Vocabulaire  6  Géographie: (en général)
Synonymes  7  vinanihefaka
Mots composés 

Mis à jour le 2020/07/31