| Entrée | 1 hazavaina |
| Radical | 2 zava |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Asiana hazavana, tsilovina: Hazavain' ny jiro ny efitrano.
5 Voaboasana, lazaina ny heviny: Hazavao ny hevitr' izany teny izany. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be made clear, to be illuminated.
[1.2, 1.7] 7 to be lighted; to be distinct. [1.2] 8 to be explained. [1.7] |
| Explications en français |
9 qu'on explique, qu'on éclaircit.
[1.3#869, 1.8] 10 qu’on rend clair, distinct. [1.3#869] 11 qu'on éclaire, qu'on illumine. [1.8] |
| Exemples |
12 Ary angamba azo hazavaina ihany ny nahatonga izany.
[2.285#]
13 Saingy naleoko nangina fa sarotra hazavaina loatra izany. [2.944#] 14 Tsy maintsy hazavaina aloha fa misy nentim-paharazana mihitsy ao; [1.377#nyresaka] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 19 hazavaina, 20 ihazavana, 21 vazahaina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|