|
|
|
|

Entrée (1/3)1  havokavoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Taova anankiroa, havia sy havanana, ao anaty tratra, mifono ao anaty kitapo roa sosona atao hoe plevra, ka fiafaran' ny fitaovam-piaina. (Entin' ny traokabe, izay mizarazara ho zana-traoka eo am-pidirana amin' ny havokavoka, ny rivotra ka miafara any amin' ny kitapon-drivotra kely an' analinaliny; ao anatin' ireo kitapon-drivotra kely ireo no mifandray ny mpanelira madinika sy ny mpamerindra madiniky ny havokavoka, ka ny ra mena mainty entin' irery voalohany, mivesatra gaza karbonika, dia miova ho mena midorehitra noho ny oksizenan' ny rivotra, ka dia entin' iretsy faharoa kosa indray any amin' ny fo). [1.1]
Explications en anglais  4 the lungs, the lights.. [1.2]
Explications en français  5 poumons. [1.5]
Vocabulaire  6  Biologie
Tous les mots composés  7  3 combinaisons de ce mot

Entrée (2/3)8  havokavoka
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10 Kapoka mandrivorivo, fikapohana na famelezana mafy tsy misy indrafo.. [1.1]
Explications en anglais  11 flogging, beating, striking. See kapoka, vely.. [1.2]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Entrée (3/3)19  havokavoka
Radical  20 havoka
Partie du discours  21  nom

Mis à jour le 2025/11/09