|
|
|
|

Entrée1  havitsiana
Radical  2  vitsy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Hakelezana isa: Mahabe fanantenana ny havitsian' ny olon-dratsy amin' itỳ tanàna itỳ [1.1]
Explications en anglais  5  smallness of number, fewness [1.7]
Explications en français  6  le petit nombre, rareté [1.8]
Exemples  7  Ny sisa tafajanona dia tsy tamana intsony noho ny havitsiana, ka dia nirenireny foana tany anaty ala tany; [2.357#]
Dérivés 
8  Noms :
9  Adverbes :
Synonymes  10  fahavitsiana#mg.n

Anagrammes  11  havitsiana, tavihasina

Mis à jour le 2023/10/29