|
|
|
|

Entrée1  havaloana
Radical  2 valo
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Mandritra ny valo andro: Vitsy no maharitra tsy mihinana havaloana.
5 Halavam-potoana valo andro: Vao fito andro izay ka nahoana no tonga sahady ianao? Tsy andriko intsony ny havaloana ko. [1.1]
Explications en anglais  6 in eight days.
7 the eighth day. [1.2]
Explications en français  8 huit jours. [1.3]
Vocabulaire  9  Temps

Anagrammes  10 halavoana, 11 havaloana, 12 havoanala, 13 vahaolana, 14 voahalana

Mis à jour le 2025/09/12