Entrée |
havako > havana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa
[1.1]
|
Explications en anglais | A friend [1.2, 1.7]
|
| A relation, an alliance. See sakaiza,
longo
[1.2]
|
| A relative, an ally; cf. sakaiza
[1.7]
|
Explications en français | Parent [1.3, 1.54, 1.8]
|
| Allié, ami [1.3, 1.8]
|
Exemples |
1 | Be havana koa ianareo izany!
[2.442]
|
2 | Tsy manana havana koa, fa izaho irery.
[2.332]
|
3 | Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana.
[2.298]
|
4 | Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana.
[2.48]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
havana,
havako,
havanao,
havany,
havantsika,
havanay,
havanareo,
havan',
havan-,
havam-,
hava- |
Préfixée : |
-kavana,
-kavako,
-kavanao,
-kavany,
-kavantsika,
-kavanay,
-kavanareo,
-kavan',
-kavan-,
-kavam-,
-kava- |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
havako > havana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara [1.1]
|
Morphologie |
Simple : |
havana,
havako,
havanao,
havany,
havantsika,
havanay,
havanareo,
havan',
havan-,
havam-,
hava- |
Préfixée : |
-kavana,
-kavako,
-kavanao,
-kavany,
-kavantsika,
-kavanay,
-kavanareo,
-kavan',
-kavan-,
-kavam-,
-kava- |
|
Dérivés |
|
|
Entrée |
havako > havana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
Havanana [1.78]
|
Explications en français | [Taisaka]
Droite [1.82]
|
Morphologie |
Simple : |
havana,
havako,
havanao,
havany,
havantsika,
havanay,
havanareo,
havan',
havan-,
havam-,
hava- |
Préfixée : |
-kavana,
-kavako,
-kavanao,
-kavany,
-kavantsika,
-kavanay,
-kavanareo,
-kavan',
-kavan-,
-kavam-,
-kava- |
|
Dérivés |
|
|
Entrée |
havako > avana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Betsimisaraka]
antsibenandriamanitra
[1.78]
|
| Zava-miseho indraindray eny amin' ny habakabaka, rehefa misy orana, izay miendrika andohalambo makadiry mipaka amin' ny lanin' ny vodilanitra roa, ary misy loko fito fototry ny loko rehetra: mena, volondaoranjy, vony, maitso, manga, angana ary volomparasy; rehefa misy avana miseho dia fambara fa efa hitsahatra ny orana [1.1]
|
Explications en anglais | The rainbow [1.7]
|
Explications en français | Arc-en-ciel [1.3, 1.8]
|
| Nimbe, lumière, éclat, splendeur [1.3]
|
Exemples |
1 | jereo ange iry avana!
[2.324]
|
2 | Rehefa vita ny famonoana dia latsaka ny erika, ary nisy avana
[2.649]
|
3 | manana ny lokon'ny avana, na antsibenandriamanitra, tsara tarehy aoka izany.
[2.314]
|
|
Vocabulaire |
Dérivés |
|
Synonymes | |
Mots composés |
|
Hyponymes |
|
Article |
|
Entrée |
havako > avana
(ava)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | Enti-milaza ny voly izay karakaraina ka ongotana ny ahidratsy maniry eo aminy: Efa tokony havana ity tanimbary itỳ fa be loatra ireo ahidratsy [1.1]
|
Explications en anglais | To be weeded [1.7]
|
Explications en français | Qu'on sarcle [1.3, 1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
avana,
avako,
avanao,
avany,
avantsika,
avanay,
avanareo,
avan',
avan-,
avam-,
ava- |
Passé : |
navana,
navako,
navanao,
navany,
navantsika,
navanay,
navanareo,
navan',
navan-,
navam-,
nava- |
Futur : |
havana,
havako,
havanao,
havany,
havantsika,
havanay,
havanareo,
havan',
havan-,
havam-,
hava- |
Impératif : |
avao |
|
Proverbes |
|