|
|
|
|

Entrée1  hatsatra
Partie du discours  2  adjectif
Vocabulaire  3  Botanique
Explications en malgache  4  Malazo tonga vonivony toa manopy fotsy fa lany ra: Avy narary izy ka mbola hatsatra ny endriny [1.1]
Explications en anglais  5  pale [1.2, 1.7]6  wan, sickly. Used in speaking of the condition of one recovering from an illness of just out of prison. [1.2]7  livid [1.7]
Explications en français  8  pâle, livide [1.3, 1.8]9  blême [1.3]10  (dans toute l'île). Adjectif (du malais puxat, même sens) : étiolé, qui n'a pas fourni de chlorophylle par manque de lumière. [1.196]
Exemples  11  Dia nalemy indray izy, ka fotsy hatsatra toy iny alina. [2.324]
12  Indro vehivavy hatsatra sy lao Mitondra am-babena zaza miamboho. [1.256]
13  Io Zozefinina efa hatsatra dia hatsatra, renodrenoka eo am-parafara! [2.499]
Analogues  14  mivaloarika, mivolom-balala maty, matroka, vasoka, malazo, maina, tsy marevaka, tsy misy renty
Mots composés 

Anagrammes  16  hatsatra, tsahatra

Mis à jour le 2020/07/31