| Entrée | 1 hatanjahina | 
| Radical | 2tanjahina | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 
4 Atao tonga manan-kery kokoa, mahery fo kokoa: Tokony hohatanjahinao amin' ny fanafody ity zaza ity fa saozanina Hamafisina kokoa: Nohatanjahiko tamin' ny anja-by iray lehibe ny sakamandimbin' ny tranoko [1.1]  | 
| Explications en anglais | 
5 see tanjaka [1.2] 6 to be strengthened [1.7]  | 
| Explications en français | 
7 qu'on rend plus fort [1.8] | 
| Morphologie | 
  | 
| Mis à jour le 2025/09/12 | 
 |