|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hasoavana
Radical  2  soa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Hatsarana: Feno hasoavana ilay vehivavy renin' Andriamanitra
5  Toe-java-tsoa, fahazoana soa: Tsy tokony hifanary na ankasoavana na an-karatsiana [1.1]
Explications en anglais  6  goodness; favorable circumstances [1.7]
Explications en français  7  bonté; circonstances favorables [1.8]
Mots composés 

Entrée (2/2)10  hasoavana
Radical  11  soa
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  Ny firavoravoana, ny lanonana amin' ny famoran-jaza; ny famoran-jaza mihitsy: Namonjy hasoavana tao aminay ry Rakoto mianakavy / Hatao hasoavana ny zafikeliko [1.1]
Explications en français  14  hasoavan-jaza [1.13]
Vocabulaire  15  Religions, Croyances

Anagrammes  16  anasavoha, hanasoava, hasavanao, hasavoana, hasoavana, voasahana

Mis à jour le 2020/07/31