Entrée hasarotra (sarotra)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra sarotra, manahirana: Ny hasarotry ny lalana no nahela ny dianay [Rajemisa 1985]
Synonymes fahasarotra

2009/02/23