Entrée | 1 hasarotana |
Radical | 2 sarotra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Toetran' ny zavatra sarotra: Tsy anerany ny hasarotan' ilay asa nomenao ahy 5 Halafosana: Iaraha-mahalala ny hasarotan' ny fiainana amin' izao fotoana izao 6 Fahihirana: Hasarotan' izay lahiantitra re izany! Aleony sempotra miakatra amin' io fiakara-mideza io toy izay lany vola hakana fiarokaretsaka 7 Hatendan-kanina: Loza ny hasarotan' io tovovavy io fa tsy mitsaha-mitsako ny vavany [1.1] |
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot hasarotana |
Anagrammes | 9 anaratsaho, anasatroha, anatsaharo, hanasarota, hasarotana, hatsaranao |
Mis à jour le 2023/01/05 |