|
|
|
|

Entrée1  hasarotana
Radical  2 sarotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny zavatra sarotra: Tsy anerany ny hasarotan' ilay asa nomenao ahy.
5 Halafosana: Iaraha-mahalala ny hasarotan' ny fiainana amin' izao fotoana izao.
6 Fahihirana: Hasarotan' izay lahiantitra re izany! Aleony sempotra miakatra amin' io fiakara-mideza io toy izay lany vola hakana fiarokaretsaka.
7 Hatendan-kanina: Loza ny hasarotan' io tovovavy io fa tsy mitsaha-mitsako ny vavany. [1.1]
Tous les mots composés  8 an-kasarotana
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  10 anaratsaho, 11 anatsaharo, 12 hasarotana

Mis à jour le 2025/11/09