Entrée haron > harona
Partie du discours nom
Explications en malgache Fakana na fisavana zavatra ao amin' ny miafina; fitondrana zavatra hohanina amin' ny tanana any am-bava; fanatsofohana ny tanana ao anaty zavatra [1.1]
Explications en anglais The act ot putting the hand into something [1.7]
Explications en français Action de fouiller, de porter la nourriture à la bouche avec la main, d’introduire la main, les doigts, un instrument dans quelque chose [1.3]
 Action de fouiller de la main [1.8]
Morphologie 
Simple : harona, haroko, haronao, harony, harontsika, haronay, haronareo, haron', haron-, harom-, haro-
Préfixée : -karona, -karoko, -karonao, -karony, -karontsika, -karonay, -karonareo, -karon', -karon-, -karom-, -karo-
Dérivés 

Entrée haron > harona
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra norarina hatao fitoeran-javatra. [1.1]
Explications en anglais A medium-sized basket, pannier. [mal. Karong, a sack. See sobiky. [1.2]
 A round basket without handles [1.7]
Explications en français Corbeille ronde sans anse [1.3, 1.8]
 Nom générique des corbeilles [1.3]
 Corbeille [1.8]
Exemples 
1Ento mody ny angady sy ny harona [2.528]
2Dia nosokafan-dRamatoa ny harona. [2.587]
3ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293]
Morphologie 
Simple : harona, haroko, haronao, harony, harontsika, haronay, haronareo, haron', haron-, harom-, haro-
Préfixée : -karona, -karoko, -karonao, -karony, -karontsika, -karonay, -karonareo, -karon', -karon-, -karom-, -karo-
Mots composés 
Proverbes 
Articles 

Anagrammes 

Entrée haron > haro
Partie du discours nom
Explications en malgache Famadibadihana zavatra mba hifangaroan' ny ao anatiny tsara
Fanaovana izay hampikambana ka hampiray zavatra roa na maro [1.1]
 Fitambarana taharo roa na maromaro [1.13]
  [Taisaka] Fifangaroana [1.78]
Explications en anglais A mixture. [mal. And jav. Aru, to stir up.] [1.2]
 A mixture [1.7]
Explications en français Mélange [1.8]
 Complexe, mélange, composition [1.13]
Dérivés 
 
Mots composés 
Analogues  fangaro ~ laro

Entrée haron > haro
Partie du discours nom
Explications en français  [Taisaka] Corbeille [1.82]

Entrée haron > haro
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] fihadiana [1.78]

Entrée haron > haro
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanosy] alina [1.78]

Entrée haron > arona (rona)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Ahilana, atongilana, araika: Aza aròna mankany an-kavia ny lohanao [1.1]
Explications en français à incliner, à faire pencher [1.3]
Morphologie 
Présent : arona, aroko, aronao, arony, arontsika, aronay, aronareo, aron', aron-, arom-, aro-
Passé : narona, naroko, naronao, narony, narontsika, naronay, naronareo, naron', naron-, narom-, naro-
Futur : harona, haroko, haronao, harony, harontsika, haronay, haronareo, haron', haron-, harom-, haro-
Impératif : arony

Entrée haron > aroña
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Tambahoaka] Ary: etsy sy aroña [1.78]

Entrée haron > Arona
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Arona, Aarona: [2.996]
Explications en malgache  [1.38]
Explications en anglais Aaron [2.996]
Explications en français Aaron [2.996]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Citations bibliques 

Anagrammes