|
|
|
|

Entrée1  harofana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  haroka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Alaina, halorina ao anaty lavaka, hadina ao anaty tany: Noharofan' ny saka tao' anaty lavany ilay totozy
Tadiavina ho fantatra, karohina: Noharofany ny hevitro fa lany andro foana izy
Explications en anglais  9  [1.2] see haroka
Explications en français  10  [1.3] Qu’on fouille, qu'on cherche à connaître, qu'on sonde: Noharofan’ ny alika ny lavaka ka nahazo sokina izy (Le chien a fouillé dans le trou et a attrapé un hérisson) ~ Noharofany ny hevitro, fa sasa-poana izy (Il a cherché à connaitre ma pensée, mais il a perdu son temps)

Anagrammes  11  fanohara, haforana, hanafora, harofana, hofarana, nohafara

Mis à jour le 2025/07/29