Entrée haren-danim-bazo
Mots élémentaires harena ; lany ; vazo
Partie du discours locution
Explications en malgache Ilazana ireo harena na fananana nomena ny sakaiza ratsy ka verivery foana ary very tanteraka; vola lany nanaovana ny sitrapon' ny vehivavy sakaiza [1.1]

Mis à jour le 2023/05/23