| Entrée | 1 haran-tratra |
| Mots élémentaires | 2harana, 3tratra |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5Anarana omena ny fitambaran' ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana ary ny taolan' ny hazondamosina.
[1.1] 6fitambaran' ny taolan-tehezana, taolan-damosina ary ny taolan' ivontratra. [1.13] |
| Explications en français |
7cage thoracique.
[1.13] |
| Vocabulaire | 8 Biologie |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|