Entrée | haranany > haranana | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin' ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be dia be manorotoro ny sakafony [1.1] | |||
Taovam-pandevonankanin'ny vorona, mpanorotoro ny sakafo [1.13] | ||||
Explications en anglais | The gizzard [1.2] | |||
Explications en français | Gésier [1.3, 1.13] | |||
Vocabulaire | Zoologie: (en général) | |||
Synonymes | dimany | |||
Mots composés |
| |||
Zoonymes |
| |||
Entrée | haranany > aranana (arana) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Enti-milaza olona avala ho afa-po na afadiana amin' izay tiany, avala hanao izay sitrapony: Aza aranina toy izao ny zanakao [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be indulged in, to be gratified with, to be satiated with, to be tolerant to. [1.2] | ||||||||
To be indulged, to be spoiled, [1.7] | |||||||||
Explications en français | Envers qui on est indulgent; [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Autres orthographes | aranina | ||||||||
Anagrammes | anarana, aranana |