|
|
|
|

Entrée (1/2)1  harafesina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3 Tentina menamena mandrakotra ny vy mipetraka ela amin' ny hamandoana, taim-by: Voan' ny harafesina ity vy ity.
4 Misy taim-by, rakotr' io tentina menamena io: Harafesina ny hidim-baravarana fa asio menaka. Indraindray anefa ampiasaina ho solon' ny "harafesina" mpamaritra milaza toetra ny hoe "harafesenina" izay tena tokony ho izy tokoa: Harafesenina ny hidim-baravarana fa asio menaka. [1.1]
Explications en anglais  5 rust.
6 rusty. [1.2, 1.7]
Explications en français  7 rouille.
8 rouillé. [1.8]
Dérivés 
Adjectifs :

Entrée (2/2)11  harafesina
Partie du discours  12  adjectif
Explications en malgache  13 Enti-milaza ny marary efa ambavahoana izay mangana ny molony ary manopy mena ny nifiny. [1.1]
Vocabulaire  14  Santé

Anagrammes  15 firesahana, 16 harafesina

Mis à jour le 2025/09/19