Entrée | haorina (haotra) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Kaohina na kikisana amin' ny hoho ny hoditra mba ho afaka ny hidihidy: Haoriny foana ny ranjony ka nanjary nisy hazaka / Haory kely aho fa mangidihidy [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | See haotra [1.2] | ||||||||
To be scratched [1.7] | |||||||||
Explications en français | Contre quoi on se frotte [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | haotraorina | ||||||||
Anagrammes | aharony, ahorina, aniraho, anohary, anorahy, arahony, aronahy, haorina, hariaño, haroina, hoarina, iharano, oharina, rihaona, roahina |
Mis à jour le 2023/01/20 |