Entrée (1/2) | 1 hao |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy [1.1] 4 katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono [1.13] |
Explications en anglais |
5 a louse, a tick. [1.2] 6 a louse [1.7] |
Explications en français |
7 pou [1.8, 1.13, 1.82] |
Exemples |
8 Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila.
[2.528#]
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 11 7 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 12 Zoologie: invertébrés |
Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
Article | 14 Randzavola: hao ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 15 hao |
Partie du discours | 16 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
17 eny [Taisaka]
[1.78] |
Explications en français |
18 oui [Taisaka]
[1.82] |
Anagrammes | 19 aho, 20 hao, 21 hoa |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |