|
|
|
|

Entrée1  hany ka
Mots élémentaires  2 hany, 3 ka
Partie du discours  4  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  5 Teny mpampitohy mampifampiankina, milaza vokatry ny toe-javatra voalaza eo aloha. [1.1]
Explications en anglais  6 and so. [1.2, 1.7]
Explications en français  [any ka] 7 tellement, de sorte que, de façon que. [1.3#48]
8 donc, c'est pourquoi. [1.8]
9 tellement, de sorte que. [1.27#21]
10 au point que, à tel point que. [1.66#730]
Exemples  11  hany ka te-hihaona aminao aho [2.643#95]
12  Tsy nisy rivotra firy tao an-trano hany ka narary ny andohako [1.1]
13  Rarana tsy zaka, hany ka maty ([He] could not be advised, and so he is dead) [1.2]
14  Sarotra ho an'ny tantsaha ny fivelomana amin'ny tany, hany ka mampandositra azy [2.606#62]
15  Voasintoko io lamba io ary nanaraka ny vazy teo amboniny, hany ka nianjera ary vaky! [2.332#53]

Anagrammes  16 hakany, 17 hany ka, 18 hinaka, 19 nakahy

Mis à jour le 2025/09/12